Ampahafantaro

None

Ampahafantaro


Jesosy ô! Indro efa vaovao
Ny fiainako izay ratsy teo aloha
Nasehonao ilay fitiavana
Ka saotra re! no atolotray (x2)


Ampahafantaro anay
Jesosy fa any amparany
Ny fitsarana ny olona
Hiavaka eo tokoa
ireo izay tsy mba mankatoa
Ny teny Masin’i Jesoa
Izay Velona


Jesosy ô! Indro efa vaovao
Ny fiainako izay ratsy teo aloha
Nasehonao ilay fitiavana
Ka saotra re! no atolotray


Hidera Anao no handaniako
Ny fiainako mangetaheta Anao
Tazomy mafy ho eo antratranao
Arovy re tsy ho reraka


Ampahafantaro anay
Jesosy fa any amparany
Ny fitsarana ny olona
Hiavaka eo tokoa
ireo izay tsy mba mankatoa
Ny teny Masin’i Jesoa
Izay Velona


·