Amorony fo madio

KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena

Amorony fo madio


Amorony fo madio aho Andriamanitra o
Ka havaozy ny fanahy feno haizina


Indro mivalo aminao
Fa efa nania taminao hatramin’izay
Matsiaro tena fa meloka ny zanakao
Sao dia tonga ilay fetra hiainako farany ety


·