AMINAO JEHOVAH

STK FJKM Ambatomena Antananarivo

AMINAO JEHOVAH

Aminao Jehovah ô no hanandratako ny fanahiko
Andriamanitra ô, Andriamanitra ô
Ianao no hitokiako, koa aoka tsy ho menatra aho
Ianao no hitokiano, aoka tsy ho menatra aho
Aoka tsy hifalian’ny fahavaloko aho

Eny tsy hisy ho menatra izay rehetra miandry Anao
Fa izay mivadika foana re no ho menatra

Eny tsy hisy ho menatra izay rehetra miandry Anao
Fa izay mivadika foana re no ho menatra

Ampahafantaro ny làlanao aho (Jehovah ô)
Ampianaro ny sitrakao aho
Ampahafantaro ny làlanao (aho Jehovah ô)
Ampianaro ny sitrakao aho

Ampahafantaro ny làlanao aho (Jehovah ô)
Ampianaro ny sitrakao aho
Ampahafantaro ny làlanao (aho Jehovah ô)
Ampianaro ny sitrakao aho

·