AMINAO

Denise

AMINAO


Yeaiiiiiiiiih
Yeah yeah yeaeeeeeeeee


Tsy digniko aby ny ahitana anw
Nefa vao tsy ela teo antsika nifandao oh
Tamagna zah ,raha hijaliako tsisy
Ankilanao zaho feno tsiky baby oh!!


Ref : * 2


Tena ilaiko anao
Mahangoaina izaho
Koa efa eo anao
Mahazo aina izaho
Na ndraidrek misy ny ady ady
Ny raha ilaiko aminao azafady


F’aminao oh
Nahatsiaro sambatra zaho
Aminao oh
Nahatsiaro miadana zaho
Aminao oh
Naharegny milamigny zaho


Aminao ooooooh
Aminao ooooooh


Adinoko aby ireo sorisory
Antratranao tsy misy raha mahory
Izaho oh


Yeah


Kara tsy ho faty ny aigna eh
Zah koa zagnahary
Anao io tsy ho hisy raha ijaliana ah
Eh
Ref *2 :


Tena ilaiko anao
Mahangoaina izaho
Koa efa eo anao mahazo aina izaho
Na ndraidrek misy ny ady ady
Ny raha ilaiko aminao azafady eh


F’aminao oh
Nahatsiaro sambatra zaho
Aminao oh
Nahatsiaro miadana zaho
Aminao oh
Naharegny milamigny zaho


Aminao oh
Aminao oh


Andeso oh
Zaho haganaraka anao * 3
Andeso oh
Andeso oh


Andeso oh
Zaho haganaraka anao * 3
Andeso oh
Andeso zah aih


Ref : *1


Aminaoooooh *4
Oouuuuuh


·