Amboary ny ho avinao

Fr Hery

Amboary ny ho avinao


Raha ho avy ny Tompo izao anio izao
manan-kambara ve ianao?
Raha sanatria Izy ka milaza hoe
mialaha amiko ianao mpanao meloka


Amboary ny ho avina
Mibebaha an-dranomaso raha azo atao
Raiso Jesosy ho mpanjakan’ny fonao
Raiso Jesosy ho Mpanjakan’ny fonao


Raha ho avy ny Tompo izao anio izao
Manan-kambara ve ianao
Raha tsy manao ilay Lamba mariazy
Atsipin’ireo anjeliny any amin’ny afobe


·