AMBELE AMBELE

Mpanazava sy Tily eto Madagasikara

AMBELE AMBELE


Ambele ambele (3) makoko ôô
sambany ise boy skoto


Dia nandeha teny an-tsena
DIaz nahita viavy maro
Dia mba nahazaka hono makoko o^sambany ise boy skoto ô


manao fotoana amin’azy
matetika izy mavandy
midoladola foana makoko ô
sambany ise boy skoto ô


·