Ambany elatrao

Pasteur Jocelyn RANJARISON

Ambany elatrao




  1. Ambany elatrao, no tiako hitoerana
    Raha tojo tafiotra ny fiainako
    Tsy misy toerana hafa azo antoka
    Fa eo aminao ho iriko, eo anilanao no tiako


                   Tompo ô matoky aho, fa mialoka Aminao
    
    Ny tànanao no manodidina ahy
    Reo tebitebin’ny fo, dia hangina avokoa
    Mitsahatra aho, ambany elatrao.



  2. Omeo ny herinao, Fa tsisy hifikirana
    Ho aro sy toky ny fiainako
    Tsy misy olo kaf azoko ianteherana
    Fa eo aminao no iriko, eo aminao no tiako




·