AMBANIVOHITRA

DAFAH

AMBANIVOHITRA


Nafoiko manontolo anao e ! ny foko (2x)
Kanefa natositosikao e ! toy ny maloto (2x)
Izaho anefa tsy nanery anao
Tsy maintsy tiavina a


Izaho anefa anie tsy manery anao e !
Tsy maintsy tiavina a !


Nafoiko manontolo anao e ! ny foko


Aleo izaho sy ny alaheloko o !
No iventsoventso
Any Ambanivohitra any
Rehefa takariva mody masoandro o !


Sha la la la la la
La la la la la la
Sha la la la la la
La la la la la la


Kanefa na izany aza anefa andry
Tsy hay adinoko ity
Zany a !


Ny anaranao fy i ! i ! i ! teo ami’ny fianako i ! i ! i !
Ai ! ia ! ia ! ia !
Kanefa na izany aza anefa
Tsy ahy adinoko
Ny anaranao fy i ! i ! i !
Teo amin’ny fiainako


Aleo izaho sy ny alaheloko o !
No iventsoventso
Any ambanivohitra any
Rehefa takariva mody masoandro o !
O ! o ! o ! o !


Aleo izaho sy ny alaheloko o !
No iventsoventso
Any ambanivohitra any
Rehefa takariva nody masoandro o !


Sha la la la la la
La la la la la la
Sha la la la la la
La la la la la la


Maninona ianao ny foko o ! o !
No mitanondrika lava (2x)
Mitraka e ! fa efa lava izay a ! (2x)
Kanefa izany vao maika nampitanondrika azy
Ary ny ranomasoko e !
Nirotsaka


Aleo izaho sy ny alaheloko o !
No iventsoventso
Any ambanivohitra any
Rehefa takariva mody masoandro o !
O ! o ! o ! o !


Aleo izaho sy ny alaheloko o !
No iventsoventso
Any ambanivohitra any
Rehefa takariva mody masoandro o !
O ! o ! o ! o !


·