Am-bavahadinao
Johasina
Am-bavahadinao
Mangatsiaka ihany, lay fiainana refa irery iny ianao
Tsy aleo ateriko hatrany, hatrany an-tranonao any
Am-bavahady no itsenaiko anao
Ho mandry saina amin’izay ianao
Tsy hitebiteby intsony f’izaho
Ho fialofana ho anao
Mampangovitra ihany, lay làlana zay izoranao
Tsy aleo anilako eto ihany, ho arovako hatrany hatrany
Am-bavahady no itsenaiko anao
Ho mandry saina amin’izay ianao
Tsy hitebiteby intsony f’izaho
Ho fialofanao ho anao
Ha ha ha a a
Ha ha ha a a
Am-bavahady no itsenaiko anao
Ho mandry saina amin’izay ianao
Tsy hitebiteby intsony f’izaho
Ho fialofana ho anao
Am-bavahady no miandry anao aho
Tsy hoe very, fa tonga aho haka anao
Tsy hitebiteby intsony ianao
Ho fialofanao ho anao
Am-bavahadinao aho