Alina Masina
Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)
Alina Masina
ALINA MASINA
- Alina aaa, masina aaa
Feno hafaliana, hafalian’ny lanitra
Alina aaa, sambatra aaa
Miravoa ry olombelona aaa
Fa mpamonjy no teraka hoantsika
Tranon’omby no solom-patoriana
Voninahitra anie ho anao ry avo indrindra
Fiadanana ety an-tany
Gloria (Gloria), Gloria (Gloria)
In exelsis Deo