Alim-pahoriana
SLK Ambohidroa
Alim-pahoriana
Alim-pahoriana mafy
Tao an-tsahan’I Getsemane
An-tsahan’I Getsemane
Tao an-tsaha (Getsemane)
No nisamborana ny Tompo
I Jodasy ‘lay namadika
Niaraka amin’ny namany
Efa nitondra ny tafika
Mba hisambotra azy