ALEOKO TSY MANAMBOLA
DAFAH
ALEOKO TSY MANAMBOLA
Aleoko tsy manambola (2x)
Toy izay very havana (2x)
Havana hono izy e !
Raha manana harena be
Fa tsy havana kosa izy e !
Raha mikorosy ny fiainana e !
Aleo very tsikalakalam-pihavanana
Toy izay very tsaikalakam-bola
Fa ny vola miteraka havana
Fa ny havana
Mandany vola e ! (2x)