Aleo tsy toaka

SLK Miantsa ATV

Aleo tsy toaka


1-Raha ho lazaiko anao ny hafaliana
izay ao anatiko ao
Dia ho gaga ianao
satria dia ohatrizao
Faly finaritra ravoravo
fa asara manitra
Ny antony tsotra ihany,
fety ny androany.(*2)


Refrain:
Anio dia andro fety
Misotro izao no mety
Lazao izay tin’ise
Fa izaho no mi-payé


Aleo hilamina
Satria kristianina
Sa ahoana ry zalahy
Izany mihitsy hoaho


Nga moa atao trop
Satria mba occasion
Mba mila ambiance
Atao par silence


Aleo tsy toaka hoaho
Na jus de mba cava
Sa ahoana ry zalahy
Izany mihitsy hoaho


2- Fa ny slk zay eto andafiavaratra
Dia tsy misaraka
Mahay mitambatra
Manasa anao zahay mba hoavy ka iaraka aminay
Faingana re avia
Miantso lay Tompo tia. (*2)


Refrain:….
A/C RANDRIAMAROMAHEFAHARISON Gabriel
=====Slk ATV======
_——-Tous droits reservé—-(tsy azo adika)


·