Aleo ho any

Mélanie Walker

Aleo ho any


‘Ndana ianao raha andeha
Rehefa tsy tamana
Fa ny antsika hatreo
Efa noravana


Satria toa izay no tsara sy hitako fa mety
Fa ilay fitia tsy anjara izaho koa manaiky
Izaho hiandry hafa ankoatranao
Ho tiaviko indray


Ref :
Aleo ho any ianao, oh oh ouh oh
Aleo ho any ianao fa izaho koa leo ouh oh
Aleo ho any ianao, oh oh ouh oh
Aleo ho any ianao fa izaho koa leo ouh oh
Aleo ho any ianao


Aleo aloha lazaiko anao
Fa izao tsy mahavita intsony eih
Ilay foko tia anao
Ezahiko ny hampitony eih


Satria toa izay no tsara sy hitako fa mety…


Ref : … (x2)


Aleo ho any ianao (x2)


·