ALELOIA! NY TENINAO RY TOMPO - APKM

APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)

ALELOIA! NY TENINAO RY TOMPO - APKM


Aleloia! Ny Teninao ry Tompo, mahavelona
Ny Teninao ry Tompo, tena fiainana
Mitoera eto aminay mandrakariva Ianao
R’Ilay Teny tonga Nofo, aleloia!


·