Aleloia miderà

AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)

Aleloia miderà


1- Aleloia , aleloia , aleloia ô miderà
Fa lehibe ny fahasoavan’Ilay Tsitoha
Aleloia , aleloia , aleloia ô miderà
Mandrakizay ny famindrampon’ny Tomponao
Aleloia, ô miderà x2
Ankalazao fa Izy no Tompo Andriamanitra


Ref : Fa lehibe ny fanjakaNy, tsy manam-petra izany
Ka izay mino ny Teny, handray ny fahasoavaNy
Handova ny fanjakaNy dia ilay paradisa fiaina(na) mandrakizay


2- Aleloia , aleloia , aleloia ô miderà
Ny famonjena efa vitan’Ilay Kristy
Aleloia , aleloia , aleloia ô miderà
Ny rà nalatsany ho avotra matokia
Aleloia, ô miderà x2
Ankalazao fa Izy no Tompo mpanavotra


Fa lehibe…..


3- Aleloia , aleloia , aleloia ô miderà
Fanahy Masina izay nomena ho anao
Aleloia , aleloia , aleloia ô miderà
Mba hanazava sy hitsilo ny lalanao
Aleloia, ô miderà x2
Ankalazao fa Izy no Tompo mpananatra


Fa lehibe ….. x2


·