Aleloia Hozana
Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)
Aleloia Hozana
Aleloia hozana
Fiderana no atolotro Anao
Resinao ny fahafatesana
Aleloia hozana (2)
Voninahitra tsy misy fetra Jesoa
No indro miseho miharihary
Fitiavana tsy manam-petra
No indro tonga faneva mijoro
Fandresena hohirainay mandrakizay
Hasambarana sy hafaliana Jesoa
No manenika ny fonay
Fa velona indray Ianao Tompo
Tsy misy mahery mihoatra Anao
Fahazavana ka hohirainay mandrakizay
AMALA