ALELOIA
afia antsan'ny fiderana anjarasoa
ALELOIA
Aleloia
Aleloia,aleloia,aleloia
Masina ny teninao tompo ô
Aleloia,aleloia,aleloia
Dera anie ho anao
Ka ho mandrakizay
Misaotra anao izahay
Tompo ô!ry tomponay
Noho ny teny soa izay
Nafafinao ho anay
Finaritra,tokoa ny fo
Tompo ô!ry tomponay
Raha mahatsiaro isan’andro
Ny asa vitanao