AKAMA TSY MAHAFOY

Tarika Hasina

AKAMA TSY MAHAFOY


AKAMA TSY MAHAFOY


Na any lavitra aza indry..
Tsy ho tazanay eto intsony
Dia tsarovy fa ny aty,,
Ilay akama tsy mahafoy,,
Miandry fona,, mahatsiaro foana,,
Na ianao any tsy tafandry
Fa any andro iray,, hifankahita indray
Ka hankafy hamerina ilay fiarahana,,


Dia aza hadino รต! Zay jaby aty,,
Dia aza hadino fa toy ny any ny aty ee


Reo sangisangy manala azy
Hira sy vazivazy,
Mitamberina ao antsaina
Ireny lasantsika ireny,
Fiarahantsika,, isankariva
Na ianao any tsy tafandry
Fa any andro iray,,
Hifankahita indray,,
Ka hankafy hamerina ilay
Fiarahana,,
Dia aza hadino,, zahay jiaby aty,,,,,,,,,
,,,,,,,,,,,,,,,,
A/C:JOSE


·