Akama tsy mahafoy

Tarika Hasina

Akama tsy mahafoy


AKAMA TSY MAHAFOY


Na any lavitra aza indry
Tsy ho tazanay eto intsony
Dia tsarovy fa ny aty
Ilay akama tsy mahafoy
Miandry fona,mahatsiaro foana
Na ianao any tsy tafandry
Fa any andro iray, hifankahita indray
Ka hankafy hamerina ilay fiarahana


Dia aza hadino รต! Zay jaby aty,
Dia aza hadino fa toy ny any ny aty e


Reo sangisangy manala azy
Hira sy vazivazy
Mitamberina ao an-tsaina
Ireny lasantsika ireny,
Fiarahantsika, isan-kariva
Na ianao any tsy tafandry
Fa any andro iray
Hifankahita indray,
Ka hankafy hamerina ilay
Fiarahana,
Dia aza hadino, zahay jiaby aty


A/C: JOSE


·