AKAIKINAO (Jazz)

STK FJKM Ambatomena Antananarivo

AKAIKINAO (Jazz)


Akaikinao ry Ray malala,
No faniriako sy mamiko izao
Tazony mafy aho mba tsy hiala
Hifikitra aho hiaraka Aminao


Mbola tanora sy maitso volo
Izao tontolo izao manintona avokoa
Mila hambabo anay daholo
Kanefa rendrarendra tsy mba misy soa


Ref :
Tantanonao ry Jeso Zoky be fitia
Fa sarotra sy maizina ny lalanao (3-4e voix)
Ry Tompo tia italahoana manampia
Tsiloviao ny dianay mandrakizay


A/C: RAKOTONDRATSIMA Andriamalala,
Copyright OMDA


·