AKAIKINAO ANILANAO

SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY

AKAIKINAO ANILANAO


1-
Nivezivezy aho (Ray ô)
Nikaro-javatsoa (tokoa)
Nefa tsy nahita izay nahafa-po ô ô
Ankehitriny izao (Ray ô)
Nanapak’hevitra aho (izao)
Fa hiverina aminao


2-
Ny eo akaikinao (Ray ô)
No mamiko izao (izao)
Ka ho tena tafaray ny foko sy ny Anao
Fa tsapako tokoa (Ray ô)
Fa eo anioanao (izao)
Soa re ry Raiko ô


3-
Ny eo antratranao (Ray ô)
No herin’janakao (izao)
Fa Hianao irery ihany Tompo no mahay
Ka manasitrana ahy(Ray ô)
Mamonjy ny Fanahy (fanahy)
Soa re akaikinao


REFRAIN
Fa ny eo anilanao no mahatsara ahy
Falifaly izao ny fo ka ravo ny Fanahy
Feno fiadanana misinda ny ahiahy
Sambatra aho fa eo anilanao


·