Akaikinao

afia antsan'ny fiderana anjarasoa

Akaikinao


Akaikinao


Akaikinao aho ry ray malala รด!
No faniriako sy mamiko izao
Tsy sitrapoko raha ny handao
Izao tontolo izao manintona avokoa


Tantananao aho
Jesoa zoky be fitia
Tantananao ny dianay mandrakizay
Ry tompo tia hitalahoana manampia
Tsinjovinao ny dianay mandrakizay


Mbola tanora sy maintso volo
Ny rendrarendra anie manintona avokoa
Mila hambabo anay daholo
Izao tontolo izao manintona avokoa


·