Aiza re
Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)
Aiza re
AIZA RE
Aiza re no misy ‘lay toe-erana
Nahaterahan’ilay Mpamonjy
Aiza re no misy ‘lay Akany
Nahaterahan’ny Mpaminany
Fa aiza re no misy ‘lay Mpanjaka vao teraka a
F’ilay kintana avy any antsinanana
Fa aiza re fa tonga mba hitsaoka azy
Fa araka ny efa voasoratra hoe :
Ary ianao, ry Betlehe-e-ema
Tsy ianao no kely indrindra ami(n’ny) vohitr’i Jodà
Fa avy ao aminao, no ipoiran’ny famonje-e-ena
De……. EMANOELA