AIZA MOA
IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
AIZA MOA
Aiza moa ianareo
Sao dia sondrian-tory
Fa ho avy tampoka Jesosy Tompo
koa miambena re
Ref: Araraoty dieny izao
Ny andro azo anaovan-tsoa
Fa izao fiainana iainantsika izao
Dia ho rava avokoa
Aza mba mangataka andro
Fa tsy misy mahalala
Na amin’ny alina na amin’ny atoandro
koa miambena re
Ref:Araraoty dieny izao………
IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka