AIZA IANAO RY MPIVAHINY? (Fa)
Feon'ny fiderana
AIZA IANAO RY MPIVAHINY? (Fa)
Aiza ianao ry mpivahiny ô?
Aiza ianao ry mpivahiny ô?
Aiza ianao ry mpivahiny ô?
Aza de variana ety
Fa ny mpamonjy no tonga ety
Tonga hamonjy antsika izao
Koa mivonona re ianao
Handray ny tomponao