AIZA HO AIZA

GROUPE TAMIA

AIZA HO AIZA


Aiza ho aiza ry zoky eh, ny làlana makany an-danitra

( Aiza eh !!! Aiza eh !!! Aiza ry zoky eh !!! )
Aiza ho aiza ry zandry ah, ny tohatra hahazoako miakatra
( Aiza eh !!! Aiza eh !!! Aiza ry zandry ah !!! )
Aiza ho aiza ry dada oh, no tena hahitako fiadanana

( Aiza eh !!! Aiza eh !!! Aiza ry dada oh !!! )
Mba aiza ho aiza ry neny ih, indro hambarao ahy ny marina


Jesosy ary e, no indro hampitaiko
Fa soa be, dia Izy no raiso


Aiza ho aiza ny lanitra e ehhh e ehhh

Iny izy iny hizory e ehhh !!!
Aiza ho aiza ny lanitra oh ohhh oh ohhh

Iny izy iny hizory oh ohhh !!!
Aiza ho aiza ny làlana e ehhhh e ehhhh

I Jesosy no làlana e e ehhhh !!!
Aiza ho aiza ooohhhh ………..………….

Jesosy no làlana …… !!!


Mbola mitady ny marina aho hoa, eo mba lazao ahy
Mbola mitady ny marina aho hoa : LAZAO !!! LAZAO !!!


Mbola mitady ny marina aho hoa, eo mba lazao ahy
Mbola mitady ny marina aho hoa, ka mba aiza ho aiza eeehhh !!!


Jesosy lahy eh !!! no Tompon’ny hery eh !
Jesosy lahy eh !!! no Tompon’ny soa !
Jesosy lahy eh !!! no Tompon’ny vola !
Jesosy lahy eh !!! no tena soa ah !


·