Aiza ametrahanao ny ho avinao

Mpanangana ny Faneva

Aiza ametrahanao ny ho avinao


Aiza ametrahanao ny ho avinao eh
Ety an tany vé sa any an danitra
Efa h@ ela anie niandry anao eh
Jesosy ilay Zanak’Andriamanitra
Tsarovy fa mandalo ihany
Ny fiaianana ety Ambony tany
Voafetra raha toa ka misy 70 , 80 ihany
Fa tsy manampetra ny any an danitra any


     Izy Tonga nofo ka namonjy anao eh 

Mba fantatrao ve ny Tantarany
Aza variana amin'zao fiainana izao eh
Fa mba diniho sy saino izay ambarany
Ahitra aran nofo tsara nefa mora malazo
Isika no nitafy nofo fa Jesosy niantona
Tambony hajo ,Ka tonga i Jehovah
Ilay Tompo ny Maro

Mbola tsy tara enao raha manantona Azy
Raiso hatolony fa mahavelona
Niaretany ny aretiny ireo marary
Ka nilanjany ny hazo fijaliana
Aza maniratsira ianao na mangatak Andro
Ndao Iaraka hihira ,Aoka iza ny andraso andraso
Ndrao any arina hovidiana Lafo


·