AINA HO AHY JESOA

AMPIZIFA

AINA HO AHY JESOA


Ny Teninao ry Tompoko
Mitondra aina ho ahy tokoa
Mampiorina ny finoako
Mamelombelona ny foko sy fanahy


Ny Teninao ry Tompoko
Mitondra aina ho ahy tokoa
Mampiorina ny finoako
Mamelombelona ny foko sy fanahy


Jesoa Malala ô! izaho mino Anao tokoa
Fa raha mandray Anao dia ho sambatra
Toloranao Fiainana Mandrakizay
Nampanantenainao rahatrizay


Raketiko ato am-poko ny Finoako Anao Jesoa
Fa mitondra aina ho ahy


Ny Hafatrao inoako re
Fa Fitiavanao ahy
Ka tànako, tsy hafoiko anie
Hanjary tanjako sy aim-panahy ho ahy


Jesoa Malala ô! izaho mino Anao tokoa
Fa raha mandray Anao dia ho sambatra
Toloranao Fiainana Mandrakizay
Nampanantenainao rahatrizay


Raketiko ato am-poko ny Finoako Anao Jesoa
Fa mitondra aina ho ahy


Jesoa Malala ô! izaho mino Anao tokoa
Fa raha mandray Anao dia ho sambatra
Toloranao Fiainana Mandrakizay
Nampanantenainao rahatrizay


Raketiko ato am-poko ny Finoako Anao Jesoa
Fa mitondra aina ho ahy


Raketiko ato am-poko ny Finoako Anao Jesoa
Fa mitondra aina ho ahy


AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe) Feat. Andry Kely (Ndriana Ramamonjy)


·