Ahy Ianao

Lolo sy ny tariny

Ahy Ianao


Maraina ny andro handao isika handeha
Hioty voninkazo manitra e
Ho arandrako an-dohanao
Ho enti-mamantatra f’ahy ianao (2)


ô ô ô


Eh Ra-Katerina tiako ianao e


·