Ahoana ianao aminahy

Dollyh

Ahoana ianao aminahy


INTRODUCTION:


(Anao io bella na mety na tsy metymety eeeh
Tsisy tsiny fa alaiko amboletra anao
Bella……..eeh
Tsisy tsiny fa alaiko amboletra ianao)


1er Couple:
Andraso fa zah ne tia eee….
Netsika ataovy valide ooh….
Sokafako ny fonao rah mihidy eeeh eh…..
F’enao tsy ho tompon’tsafidy eoh oh….


Bridge:
Fa manino no tsy mijery
Manino no tsy mivola
Ianao ne rah nahalala ny momba anah de tia ahy


Zaho anie oa tsy mivilivily
K’aza mamilafila
Tsy hiresa-be zaho, f’ahoana ianao aminahy
Dia andao hifankatia


Refrain:
Tsy mila resa-be f’ahoana ianao aminahy
Dia andao hifankatia
Tsy mila resabe be be eeeh eeh ehhh
Ahoana ianao aminah


2nd Couplet:
Tsy manao fikan’ankizy eeeh eeh…
Sao de hampiditra kizo oh oh ohh….
Tsy mila blablabla
Numero anao zah tsy angataka….
Tsy MP fa realiteooooh


Bridge:
Fa manino no tsy mijery
Manino no tsy mivola
Ianao ne rah nahalala ny momba anah de tia ahy


Zaho anie oa tsy mivilivily
K’aza mamilafila
Tsy hiresa-be zaho, f’ahoana ianao aminahy
Dia andao hifankatia


Refrain:
Tsy mila resa-be f’ahoana ianao aminahy
Dia andao hifankatia
Tsy mila resabe be be eeeh eeh ehhh
Ahoana ianao aminah


Ay ayah…ooohoohooo
eeheeeh
I need now oh
give me a love


Fa manino no tsy mijery………..


(Anao io bella na mety na tsy metymety eeeh
Tsisy tsiny fa alaiko amboletra anao
Bella……..eeh
Tsisy tsiny fa alaiko amboletra ianao)


·