Agnao iny (mila anao Jesosy)

Groupe Harison

Agnao iny (mila anao Jesosy)


Agnao iny e
ialao fa tsy mahasoa anao
Iny làlana izoranao malalaka iny
Miverena re raha azo atao fa io làlanao io misy afo mahamay
Fahaverezana mandrakizay
Agnao iny e mahatsara anao dia mivavaka
Andriamanitra te hiantso anao hifandahatra
Na dia tahaka ny jaky aza ireo fahotana.Ho fotsiany toy ny oram-panala


Ref.Ndao,ndao fa mila anao Jesosy
Ndao namako ô,mbola miandry anao izy e
Ndao aza malaina te hanova anao Jesosy
Ndao namako ô mbola miandry anao izy e


Abako iny e! Jesosy manantena anao
Niniko ô! Jesosy mbola miandry anao
Zokiko ô!Mbola mivoha ho anao iny ny lanitra
Zandriko e!Te hitrotro anao Andriamanitra


·