Afaka ianao
AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)
Afaka ianao
(unisson homme) Raha mba azo atao
Esory amiko, ity kapoaka ity Ray รด
Fa mafy amiko
Nefa aoka re, tsy ny sitrapoko izao
No ho tanteraka fa ny Anao
(unisson femme) Raha mba azo atao…..
Ref : Jesosy nijaly teo ambony hazo fijaliana
Hanafaka ny otanao sy ny heloka vita hatrizay
Koa raiso izy anio, amin’ny fo madio
Dia ho hitanao fa ho sambatra ianao
(choeur) Raha mba azo atao ……..
Ref : Jesosy nijaly teo …. x2