AFAHO

Milanto

AFAHO


AFAHO


Voagejan’ny fahotana
Jamban’ny haizina
Maro ny fakam-panahy
Izay manintona ahy tsy hahatsiaro Anao.
Efa ela ihany aho izay
No tsy nahita ilay hazavana
Fa dia voafatotra
Ka maniry ny hovonjenao…


Ref:
Afaho! (X3)
tiako loatra ny akaikinao
Afaho! (X3)
Faniriako ny anilanao..


Raha ny heriko tsy hahatohitra
Mila an’ilay tànanao Mahery
Fa dia voafatotra
Ka maniry ny hovonjenao…


·