ADY MAMAY

DAFAH

ADY MAMAY


Ao anatiny
Ady mamay
Indray zay
Ka asa angamba izy ity
Na ahoana
Na ahoana indray (2x)


Ianao ve, ianao ve
Jesosy o !
Amonjy anay, amonjy anay
Eo amin’ny fiainanay
Fa tsy mahavita
N’inonino (2x)
Izahay
Raha ilaozanao (2x)


Fa fantatray mantsy
Fa tsy misy n’inoninona ainay
Nefa izahay
Ao anaty ady mamay
Ka izany indrindra
No anatonanao Andriamanitra o !
Fa ianao mamonjy


Raha ny fahotana (2x)
Ialanay aminao
Mamela re (2x)
Ny elokay ianao
Araka ny (2x)
Indrafonao


·