Adolantsento

Tsota

Adolantsento


Hafa iany tamizany, Fa amizao mbola hafa kou
Raha notohizantsika ireny be ny tsy nankatoa
Tantara magnifique , ny tantara ntsika roa
Na feno ditraditra de Samy nankafy
Ela ny ela , ela ny ela de nisy elanelany
Na dia hoe tsy afabela
Izay vita de navelany oh
Ilay fitiavana tsy an-kiera
Lasa dizina labiera
Niafarany de nenjera


Ny ampahan’ny hatanorako no efa laniko tany
Ny ampahany tsy lany nefa koa mbola mamy
Taminao no niatombohany fa tsy hiafarany
Hiafarany eh ! Way ohhh


Fa tamizany mbola adolantsento oh
Tamizany mbola adolantsento oh
Na soa na ratsy ireo rehetra nomeko
Fahatsarovana izany , Izay any de any
Fa tamizany mbola adolantsento oh
Tamizany mbola adolantsento oh
Na soa na ratsy ireo rehetra nomeko
Fahatsarovana izany, Izy any de any


Na zany anefa tsy maty ny afo oh
Na tia hiredareda aza de aleo miafy
Fa noho ny zava misy mety ho hafahafa
De aleo hilamina any fa naman’ny efa lasa


Fahafafinaretana be no nandalovana
Yayayayayah ! Reveko anao ooh
Raha Samy fahatsarovana ah


Ny ampahan’ny hatanorako no efa laniko tany
Ny ampahany tsy lany nefa koa mbola mamy
Taminao no niatombohany fa tsy hiafarany
Hiafarany eh ! Way ohhh


Fa tamizany mbola adolantsento oh
Tamizany mbola adolantsento oh
Na soa na ratsy ireo rehetra nomeko
Fahatsarovana izany , Izay any de any
Fa tamizany mbola adolantsento oh
Tamizany mbola adolantsento oh
Na soa na ratsy ireo rehetra nomeko
Fahatsarovana izany, Izy any de any


Nan nan nan nan nan nan nan
Yeeeehh !
Nan nan nan nan nan nan nan


Ny ampahan’ny hatanorako no efa laniko tany
Ny ampahany tsy lany nefa koa mbola mamy
Taminao no niatombohany fa tsy hiafarany
Hiafarany eh ! Way ohhh


Fa tamizany mbola adolantsento oh
Tamizany mbola adolantsento oh
Na soa na ratsy ireo rehetra nomeko
Fahatsarovana izany , Izay any de any
Fa tamizany mbola adolantsento oh
Tamizany mbola adolantsento oh
Na soa na ratsy ireo rehetra nomeko
Fahatsarovana izany, Izy any de any
( AllĂ´ tsy afaka maka anao ah )


Tsota : Adolantsento
Mpandika : Don Ulreek27
E-mail : donsdonito@gmail.com


·