ADIN-TSAINA

DAFAH

ADIN-TSAINA


Adin-tsaina a ! a !
Adim-panahy a !
No hita foana
Manoloana
Vao mhiratra ianao (2x)
Adin-tsaina, adim-panahy (2x)
Dafah a ! Dafah a ! a !


Olana ihany
Olana hatrany
Indro mankany
Mankany
Olana ihany olana hatrany
Indro makany mankany (2x)
Dafa a ! Dafah a ! a !


Gaigy be ity problem ity ry Dafah a !
Reveo milay fotsin e !
Hita fa problem ka mbola reveo milay fotsiny a !
Reveo milay fotsiny
Andeha amono tena aho fa aza sakanana
Zory ny lalana


Ai ; ia, ia
Ai ; ia, ia
Ai ; ia, ia
Ai ; ia, ia


(Zany mo aizy io a)


Ai ; ia, ia
Ai ; ia, ia
Ai ; ia, ia
Ai ; ia, ia


·