Adama sy Eva

CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)

Adama sy Eva


Derainay ry Jesosy mpamonjy mpanavotra ahy noho ny asa nataony
Tamin’ny olona izay nofidiany , mba hiakatra any an-danitra ny


fa isika ry ra olombelona, izay voafitaky ny menarana
saika very raha tsy jesosy


izao no fitaka nataony, tamin-dRavehivavy
fa hahitra ny masonareo, ka halady ny sofinareo


Ity voakazo, e ! Ity voakazo, raha mihinana ity hianareo
dia hitovy amin’Andriamanitra, ho izy tamin’ny Adama sy eva


he raha narary, e! narary, raha narary tsy novanganao
raha noana tsy nomeo hanina, nangetaheta tsy nomena rano
tsy nitafy tsy notafianao
Mialàha fa biby voahozona,


·