Adalana

Ny Antso (FDL Ambatonjara)

Adalana


Adalana Hono,
Ny Andaniko
Ny Hatanorako,
Amizany Atao
Hoe Fivavahana Aaaaa,
Voninkazo
Vao Mitsiry
Tokony Ho Haingon’ny Tanana,
De Mandah’ireo
Faha/Lalahana Aaaaaaaa


Fahalalahana,
Hitondra Ho Aiza
Anefa izany
Tsy Vao Maika Ve
Fangejana No Entiny Iiiiiiiiii,
Raha Mba Fantany
Hoe Nahoana Moa
No Tiako Ny Raiko
Tsy Izay Intsony
Angamba No Ambarany Iiiiiiiiii


Andriamanitr Ô,
Izaho Tia Satria Ianao,
Tia Ahy Taloha,
Ka Nahatonga Anao,
Hanolotra Ny Zanakao,
Lahy Tokana,
Izay Nanavotra,
Ny Aiko Tsy Hiidina,
Any An-Davaka
Ka Nahatonga Ahy,
Hana-Piainam-Bavaka


Adalana Hono,
Ny Andaniko
Ny Hatanorako,
Amizany Atao
Hoe Fivavahana Aaaaa,
Voninkazo
Vao Mitsiry
Tokony Ho Haingon’ny Tanana,
De Mandah’ireo
Faha/Lalahana Aaaaaaaa


Fahalalahana,
Hitondra Ho Aiza
Anefa izany
Tsy Vao Maika Ve
Fangejana No Entiny Iiiiiiiiii,
Raha Mba Fantany
Hoe Nahoana Moa
No Tiako Ny Raiko
Tsy Izay Intsony
Angamba No Ambarany Iiiiiiiiii


Andriamanitr Ô,
Izaho Tia Satria Ianao,
Tia Ahy Taloha,
Ka Nahatonga Anao,
Hanolotra Ny Zanakao,
Lahy Tokana,
Izay Nanavotra,
Ny Aiko Tsy Hiidina,
Any An-Davaka
Ka Nahatonga Ahy,
Hana-Piainam-Bavaka


Andriamanitr Ô,
Izaho Tia Satria Ianao,
Tia Ahy Taloha,
Ka Nahatonga Anao,
Hanolotra Ny Zanakao,
Lahy Tokana,
Izay Nanavotra,
Ny Aiko Tsy Hiidina,
Any An-Davaka
Ka Nahatonga Ahy,
Hana-Piainam-Bavaka
Ka Nahatonga Ahy,
Hana-Piainam-Bavaka
Ka Nahatonga Ahy,
Hana-Piainam-Bavaka


·