Abba Dada

Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala

Abba Dada


1- Abba dada ao am-ponay ao
Abba dada mitady Anao


Ref 1 :
Hatreho ny ady
Esory ireo tady, manakana anay
Toroy fikiro raha lavo izahay
Ka hatanjaho ny fo


2 - Abba dada na zaza izahay
Tsy manana harena be


Ref 2 :
Fa indro ny fo no atolotra Anao
Raiso ka hanjakao
Ary hazavao mba ho sitrakao
Izay atao ety


Ref 1 :
Hatreho ny ady
Esory ireo tady, manakana anay
Toroy fikiro raha lavo izahay
Ka hatanjaho ny fo


·