3F (Fanantena Finoana Fitiavana)
AMIFI
3F (Fanantena Finoana Fitiavana)
Omeo fo manantena aho
omeo fo mino
omeo fo mahay mitia
fanantenana finoana fitiavana
REF: ampitomboy ny fanantenako
ampihoreno ny finoako
afindrao amiko ilay fiavanao
fanatenana finoana fitiavana
mino aho fa ho avy ianao
inoako fa hiaraka isika
ny fitiavana iany no nahatonga izany
fanantenana finoana fitiavana
manantena aho fa hitsena ahy ianao
antenaiko fa ho avy ilay andro iray
izay hiandrasanao ahy ho eo anilanao
fanantenana finoana fitiavana