100%

Feon'ny fiderana

100%


Tiako ho fantatrao fa
Jesosy ihany no hany lalana sy fahamarinana
Ka indro ambarako anao fa
Mbola tsy miiova ny fitiavany anao ka
Aza variana!


Ref: Fa mbola tsy miova eh!
Fa hamafisiko hatrany
Ny famindrampony aminao an!an!an!an!
Koa miverena ao an-tranondRainao
Fa ny fanantenako dia zato isan-jato
Fa raha ho avy ny andro iray an!an!an!an!
Handova fiainana mandrakizay


Tiako ho fantatrao fa
Jesosy ihany no hany fiainana sy fahasambarana
Ka indro ambarako anao fa
Mbola tsy miova ny fitiavany anao ka
Aza variana!


A/C : Pr Tafita


·