ô RY TILY MALAGASY MAROBE

Mpanazava sy Tily eto Madagasikara

ô RY TILY MALAGASY MAROBE


ô Ry tily malagasy marobe
oh oh
manerana izao Nosy izao
henoy
Izao no baiko ho tanantsika anie
ho dina mandramaty anie ekeo
Hanompo an’Andriamanitra
Hiasa ho an’ny Tanindrazana sy ny Namana
hanoa ireo lalàn’ny Tily ko raha mbola velon’aina re


·