Ô Ry kala.

RyKala Vazo

Ô Ry kala.


ndreto zahay tonga aty
aza miafahafa andao re handia
hanandratra ny gadon~tena
ndreto zahay ry kala vazo


fiv:….


masoandro mihiratra hatrany2
na inon-kidona na inon-kiantra
tsika tsy kivy ny @ izany
tsy maintsy mitraka ra mbola eto antany


fa tiko loatra ny mozika re
fa izy no nampiray antsika
fa ny mozika hatrany2
ho an-tsika maneran-tany


fiv:…..


ny zava-kanto dia maro dia maro
maro be no tsy mety lany
ry kala vazo hitondra an’zany
hifampizarana maneran-tany


fa tiako loatra,ny mozika re
fa izy no mampiray antsika
fa ny mozika hatrany2
ho an-tsika maneran-tany


·